Winamp Logo
Radio Fahazavana Cover
Radio Fahazavana Profile

Radio Fahazavana

Madagascar, Malagasy, Christianity, Gospel
About Radio Fahazavana
Ny radio Fahazavana izay azonao henoina ao amin'ny maridrefy 88.6 FM dia onjam-peo manampy amin'ny fiseraserana amin'ny Fiangonana Protestante eto Madagasikara. Maro ireo karazana fandaharana ara-pilazantsara mandeha ao amin'ny onjam-peo.